Ny efatra ampahadimin'ireo vitsy an'isa manana fiaviana grika, armenianina, jiosy ary syriaka dia nilaza fa tsy afaka naneho an-kalalahana ny heviny tao amin'ny media sosialy, araka ny fanadihadiana nataon'ny Yeniköy...
Nirodana ve ny "Politika momba ny olana aotra amin'ny mpifanolo-bodirindrina"? I Torkia ve mitoka-monina amin'ny fifandraisany any ivelany? Misy fifandraisana mivantana eo amin'ny Politika ivelany any Tiorka sy ny tsy fandriam-pahalemana...