Miaramila 3 naratra vokatry ny fipoahana tao amin'ny tobin'ny zandarimaria ao Trabzon
Nirefodrefotra ny baomba natao tao anaty fitoeram-pako teo akaikin’ny tobin’ny zandarimaria ao amin’ny faritanin’i Trabzon, Ranomasina Mainty, ka miaramila 3 no naratra, ny talata maraina teo. Voalaza fa tonga ny tranga...


