Ny fiafaran'ny fiarahamonim-pirenena tany Ejipta: Nandresy ny fitondrana jadona
Taorian'ny fanonganam-panjakana nataon'ny miaramila tamin'ny 2013, nanao dingana matotra ny fitondrana vaovao tany Ejipta hamerana ny asan'ny fiarahamonim-pirenena. Ny fitondrana notarihin'i Abdel Fattah Al-Sisi no nandray ny voalohany ...



