Fomba fijery: Ahoana izao ny amin'ny antokon'ny fitondrana ao Tiorkia? by Andrew Finkel
10 taona izao no lasa teo amin'ny fitondrana ny Antoko Justice and Development (AKP) vao niforona tao Torkia taorian'ny vanim-potoanan'ny krizy ara-toekarena. Ny antoko Islamika centrist dia nanara-maso folo taona ...




