Farafahakeliny olona 131 no maty tany Syria na dia teo aza ny fampitsaharana ady
Raha kely indrindra dia olona 131 no namoy ny ainy tao Syria noho ny herin'ny filoha Bashar al Assad na dia teo aza ny fampitsaharana ady nifanarahana nandritra ny fetin'ny Eid al-Adha. Lakhdar Brahimi, iraka avy amin'ny Firenena Mikambana-Arabo ...



