Ny praiminisitra Tiorka Erdoğan dia nanamarika fa ny fanadihadiana momba ny grefy dia 'andrana famonoana'
Ny praiminisitra Tiorka Recep Tayyip Erdoğan dia nanoritsoritra ny fanenjehana an-keriny ho toy ny “fikasana famonoana nafenina tao anaty fonosan'ny kolikoly”, nandritra ny hafatra ho an'ny vahoaka nalefa tamin'ny fahitalavitra tamin'ny…












