Ny biraon'ny FEMEN any Torkia no mahazo valiny voalohany amin'ny fiantsoana mpikatroka
Tovovavy tiorka iray no namaly ny antso avy amin'ny biraon'ny FEMEN vaovao any Torkia ho amin'ny fikatrohana tamin'ny fandefasana ny sariny misy saina Tiorka miloko eo amin'ny tratrany miboridana ...



