Ankara handray mpandihy flamenco manerantany amin'ny fetibe
Hanomboka ny 9 ka hatramin’ny 10 oktobra izao ny fetiben’ny Flamenco Ankara faha-17 ao an-drenivohitr’i Torkia. Nokarakarain’ny Fikambanana Flamenco Ankara niarahana tamin’ny Attaché Cultural Ambasady Espaniola,...



