'Ireo izay mikatsaka ny hitandro ny didy jadona dia nanakorontana ny fihavanana'
Ny praiminisitra Tiorka Recep Tayyip Erdoğan dia niampanga ny filoha Syriana Bashar al-Assad tamin'ny 25 Mey ho nandray anjara tamin'ny fanafihana nahafaty olona tao Reyhanlı izay nahafaty olona 51, roa herinandro lasa izay, ...







