Iraika amby fitopolo no voafatotra amin'ny raharaha KCK, lehiben'ny KESK eo anivon'ireo voampanga
Amin'ny maha-fizarana ny dingana iray hanoherana ny an-tanan-dehiben'ny Sendikan'ny Vondrom-piarahamonina Kurdistan (KCK), rafitra elo manodidina ny Antokon'ny Mpiasa Kiordistan (PKK) sy ireo fikambanana hafa mifandraika amin'izany, fanampin'ny ...


