Olivia Culpo (Sary) nahazo ny Miss Universe 2012.
Miss USA, Olivia Culpo, 20 taona, no voahosotra ho Miss Universe voalohany tao anatin'ny folo taona mahery. Culpo no nahazo ny anaram-boninahitra tamin’ireo mpifaninana 88 hafa avy amin’ny kaontinanta enina tamin’ny...



