Mihantsy ny governemanta Tiorka rehefa miakatra ny ady amin'ny sekoly fanomanana
Na ny governemanta na ny hetsika Gülen dia samy nampiakatra ny sandan'ny adihevitra momba ny drafitra hifehezana ny sekoly fanomanana tsy miankina, na dershanes. Vao haingana no nitombo ny disadisa, niaraka tamin'i Erdoğan ...











