Ireo voarohirohy amin'ny grefy dia 'hotazonina ho tompon'andraikitra', hoy ny praiminisitra Erdoğan tamin'ny vahoaka nivory ho fanehoana fanohanana
Olona an-jatony no nivory tao amin'ny seranam-piaramanidina Esenboğa Ankara tamin'ny 24 Desambra mba hitsena ny praiminisitra Recep Tayyip Erdoğan tamin'ny fiverenany avy any Pakistan ho fanehoana fanohanana teo anivon'ny fanadihadiana momba ny kolikoly tsy mbola nisy toy izany ...












