Istanbul: Fahatsiarovana sy ny tanàna
Namaky voalohany ny fahatsiarovana ny fahazazan'i Orhan Pamuk tao Istanbul aho telo taona lasa izay, nandritra ny fotoana fohy niainana tao Ankara ary talohan'ny nitsidihako ny tanàna resahina. Tsy dia nahasoa loatra ny...






