Niteraka tsikera tao anatin'ny ady tao Gaza ny fihaonamben'ny Raby Zionista ao Azerbaijan
Handray ny Fihaonamben'ny Raby Sionista any Baku i Azerbaijan manomboka ny 3–6 Novambra 2025, eo ambany fiahian'ny Filoha Ilham Aliyev. Tonga ity hetsika ity—izay nomena anarana hoe Fihaonamben'ny Raby Sionista—raha mbola mitohy ny adin'i Israely...



