Zaza-miaramila taloha: 'Toy ny misotro rano iray vera ny fitifirana'
Fony mbola zatovo tany Sierra Leone rava ny ady, dia nosasana atidoha, nodorana zava-mahadomelina ary noterena hamono i Ishmael Beah. "Niala tamin'ny ankizy natahotra ny tifitra izahay ka hatramin'ny ankizy izay ...


