Tsy misy daty hanaovana kaonferansa momba ny fandriampahalemana
Nilaza ny masoivohon'ny Firenena Mikambana momba ny Ligy Arabo any Syria fa nahemotra ny fihaonambe fandriampahalemana nantenainy hatao any Genève tamin'ity volana ity saingy mbola "miezaka" ...



