Nandà ny fanapahan-kevitr'i Etazonia i Rosia hanaiky ny fanoherana Syria
Nilaza ny minisitry ny Raharaham-bahiny Rosiana Sergei Lavrov fa “gaga” izy fa neken'i Etazonia ho solontena ara-dalàna ny Fiaraha-mientana nasionalin'ny Tafika Revolisionera Syriana sy mpanohitra.










