Manameloka ny fanafihan'ny Syriana ny tanàna Tiorka ny ONU
Nomelohin'ny Filankevi-piarovan'ny Firenena Mikambana ny fanafihana an'i Syria tamin'ny tanàna sisintany Tiorka izay nahafatesana sivily dimy. Ny fanambarana dia nilaza fa ny fanafihana dia nanasongadina ny fiantraikan'ny Syriana ...


