Mandrahona ny Firenena Mikambana ny herisetra ao Syria
Nisy fipoahana kambana nikendry ny foiben'ny komandin'ny tafika Syriana nanozongozona an'i Damaskosy omaly ary nahafatesana 4, naratra 14, andro iray taorian'ny niantsoan'ny emir'i Qatar ny fidirana an-tsehatra Arabo ao Syria. Syria's...


