'Fanadiovana simika tokana ho an'ny fandriampahalemana maharitra any Moyen-Orient'
Ny filoha Tiorka Abdullah Gul dia nanantitrantitra ny zoma teo fa ilaina ny fandraisana fepetra hentitra hamahana ny krizy Syriana ary nilaza fa ny fanadiovana ny fitaovam-piadiana simika any Moyen Orient ...












