Adin'i Syria: Manome lahateny amin'ny fahitalavitra i Bashar al-Assad
Ny filoha Syriana Bashar al-Assad dia manao lahateny tsy fahita firy amin'ny televiziona ho an'ny firenena, raha manohy miady amin'ny fikomiana manohitra ny fitondrany izy. Nialoha ny kabary, hoy ny fampitam-baovaom-panjakana...










