Hetsika ho fahatsiarovana ilay vehivavy voalohany mpaka sary ady tao Tiorkia
Hisy symposium hokarakaraina ho fahatsiarovana an'i Semiha Es, vehivavy voalohany nivezivezy sy mpaka sary ady tao Tiorkia. Hisy fampirantiana hisokatra ihany koa ho hetsika mifanitsy amin’ny symposium. Nokarakaraina tamin’ny...











