Mampiahiahy ny fahafatesan'ny filoha Tiorka Özal: Birao Fanamarinana ny Fanjakana
Nosokajiana ho “mampiahiahy” ankehitriny ny fahafatesan'ny filoha Tiorka Turgut Özal tamin'ny 1993, araka ny tatitra avy amin'ny Birao Fanamarinana ny Fanjakana (DDK) ao Tiorkia izay navoaka androany. Ny filoha Abdullah...




