Ny filoha Tiorka Abdullah Gul tamin'ny alarobia dia nandray ny filohan'ny filankevi-pitantanan'ny fampiasam-bola sy ny minisitry ny fanjakana misahana ny fampiasam-bola ao Pakistan, Saleem H. Mandviwalla sy ny delegasiona miaraka aminy any Ankara.Ny fihaonan'i Gul tamin'ilay olo-manankaja Pakistaney dia natao tao ambadiky ny varavarana mihidy tao amin'ny Lapan'ny Filohan'i Cankaya.
(Anatolia News Agency)



